« Location de Voiture à Madagascar: Pas de Caution, Tarif préférentiel »

Car Rental
Fidy Rent Madagascar
Iza daholo ilay mitady LOCATION SANS CHAUFFEUR /SANS CAUTION ATO
Olon’tsotra ve ianao na Orinasa mitady Location Sans chauffeur?
Tinao hoe ianao mihitsy no mitondra azy fa tsy chauffeur?
Mitady fiara kelikely mahavita mamita ny course ataonao andavan’andro ve ianao?
Mila fiara hoentinao mba miarakaraka amin’ny namana ,na fianakaviana,…?
Mila fiara mba hitondrana amin’i Madame na Copine anao?
Mila fiara hoentinao Hiasa andavan’andro na ihany koa hitsenanao mpianatra?
Mety be ho anao ity Tolotra ity:
Location sans Chauffeur no atolotray ho anao
Tsy misy caution alohanao ihany koa
Fiara madio tsara no sady confort no hatolotray ho anao
« Matiz3 phase2 »
BVM: Boîte de vitesse Manuelle
Mora hoentina kely
Très économique
Propre no sady Confort
Siège chauffant
Voiture 05 places
Voiture Climatisé
Vitre Fumée avec autorisation
Radio avec Bluetooth
rétroviseurs électronique depuis l’intérieur
Sarany Mirary dia Mirary tokoa
Fandrio Dieny izao ny Date sy ny Ora hangalanao azy ary
Raha maka plus de 07jours dia mahazo Remise ianao ato amin’ny Fidy Rent Madagascar
+261341741212
+261380549054
Whatsapp :
+261341741212

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?