Mi Onja Tsena efa folaka sady azo ipetrahana. Akaiky arabe, sekoly,fiangonana. Ankazomanga Atsimo lalam-baovao boulevard de l’Europe. Carreaux daholo: wc,cuisine sady mitokana. Efa misy étagère sy vitrine afaka tonga dia ampiasaina. En sécurité. Afaka ipe

Mi Onja
Tsena efa folaka sady azo ipetrahana.
Akaiky arabe, sekoly,fiangonana.
Ankazomanga Atsimo lalam-baovao boulevard de l’Europe.
Carreaux daholo: wc,cuisine sady mitokana.
Efa misy étagère sy vitrine afaka tonga dia ampiasaina.
En sécurité.
Afaka ipetrahana fotsiny ihany koa, na hanaovana stockage.
Tsy atao Bar.
Hofany: 600000Ar miaraka @ Jiro sy rano.
Misy caution 1 mois.
Tompony avy hatrany. Tonga dia miantso no tsara indrindra
0384433384 na 0348253833
Droit de visite: 5000Ar

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?