+15
Association Jeune Mi-Art
MIARAHABA ANTSIKA ETO MAHAJANGA, EFA TONGA ETO ANTOERANA IZAHAY.
Formation bojo. Araraoty ITY vacance ITY.
Cuisine et patisserie
Coupe et couture
Coiffure esthetique
20000ar dia afaka manao azy 3, na afaka misafidy izay tinao.
Ecolage 0 ar. Fa ingredients sy produits no entina rehefa mianatra,n zavatra vita zarana hoan’ireo mpiofana.
Patisserie 3000 ar
Coupe et couture 2000ar
Coiffure esthetique 2000ar
Misy ny special samedi ho anao tsy afaka isanandro.
Mpampianatra avy any tana no mampiofana, efa ela nampianarana.
01 volana n faharetan dia mahazo attestation ara-panjakana ny mpiofana.
Toerana maison de jeune ampasika ampitan TVHFB ao amin’ny rihana Ambany izahay.
Tel 0329565755 / 0343953736
.miantso anareo efa Nahavita niveau 01 fa efa manomboka ny niveau 02 sy ny formation de formateur ato ANTOERANA.
Ny alaroby maraina dia fiofanana fanamboarana savony Vaingany sy rano-tsavony. Azahoana tombony 400ar isaky ny savony. 15000ar, bonus Savon de Beauté, manala panda sy manala mony, manadio tarehy.
Ny laroby hariva amin 2 dia fanamboarana charbon ecologique mitsitsy Kokoa Mahamasaka sakafo rehetra mety amnao manao gargotte na tokatrano tsotra, 15000AR ny frais de formation, pratique
.
Bonus boky.
Ny zoma maraina amin 08 ora dia fiofanana couveuse, fampikotrehana ATODY 300 mba hampitomboanao haingana n fiompiana, 15000AR ny frais de formation, boky bonus.
Aza tara ary fa mandalo izahay.
Ny association jeune MI-art dia manome ny tsara hatrany, manao suivie apres formation ary efa maro n nahita soa tato amnay