#APPAREIL_AUDITIF
-Tena efficace
-Fitaovana mahatonga anao tsy dia maheno io ho lasa tena maheno tsara mihitsy
-Amplificateur vocale
-Mety na dia ho anao mihitsy aza
-Sary réel tahaka ny @ sary
-Mora ampiasaina, apetaka tahaka ny mametaka ecouteur
-Mandeha pile kely (voir image)
-Tsy mila consultation docteur intsony
-Noho izy standard avec volume, atao mifanaraka ny sofiny fotsiny
-Vaovao
#NUMERO: 0343326372
#TEMOIGNAGE
.Nisy tanora tsy afaka nianatra sy nihakatahan’ny manodidina noho io kilema tsy
mahere tsara io. Tonga nanadrana an’ilay solosofina izy, ary latsa-dranomaso
mihitsy fa nahare tsara.
.Ray aman-dreny 94 taona nampiasa azy, faly daholo ny zanany rehetra…Maheno tsara