Ny sikidy amin’ny alalany karatra,tomba iray hamaliana ireo zava miafina rehetra Ahafahana mijery ny lasa s’y ny hoavy Afaka hita indray miaraka ao anatin’ireo Karatra manambara DESTIN io avokoa izany ireto manaraka ireto : Ny fidiram-bola aman-karena Ny

Ny sikidy amin’ny alalany karatra,tomba iray hamaliana ireo zava miafina rehetra
Ahafahana mijery ny lasa s’y ny hoavy
Afaka hita indray miaraka ao anatin’ireo Karatra manambara DESTIN io avokoa izany ireto manaraka ireto :
Ny fidiram-bola aman-karena
Ny Asa sy ny tetik’asa
Ny fitiavana sy ny fanambadiana
Ny aretina
Ny voyage eto an-toerana sy fandehanana any am-pita
Ny olona manodidina rehetra toa Ray aman-dreny, ny mpiray tampo, ireo namana sns…
Ny tribonaly
Ny fianarana
Ny sakana sy ny blocage rehetra
Ny dikany karatra tsirairay
Ny methode de tirage
Misy ny exercice corriger marihiko tsara ah
Ny fomba famehezana ny karatra ny ny fanaovana ody @ alalany
Ny fomba famohazana ny karatra
Ho anao maniry te hianatra sikidy @alalany karatra dia mandefasa MP aty aminay fa misy boky mahakasika izany ato
Mp

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *