Mike Andriantsoa is with Dadan’i Jemima and 9 others TOAMASINA #MIAMI (MIray hina Ary Mifankatia Tsisy resaka betsaka fa hita ho NIFANKATIA sy NIRAY HINA tanteraka t@ Filoha Andry Rajoelina Kandida Numéro 3 ny Vahoakan’i TOAMASINA ary Voaporofo izany

Mike Andriantsoa is with Dadan’i Jemima and
9 others
TOAMASINA #MIAMI (MIray hina Ary Mifankatia
Tsisy resaka betsaka fa hita ho NIFANKATIA sy NIRAY HINA tanteraka t@ Filoha Andry Rajoelina Kandida Numéro 3 ny Vahoakan’i TOAMASINA ary Voaporofo izany nandritra ny Fampielezankevitry ny Kandida Andry Rajoelina anio tany antoerana
EFA MISOKATRA ny Plage MIAMI izay VELIRANO NAMPANANTENAIN’NY FILOHA Andry Rajoelina ka izao Voaporofo hatrany izao fa MANATANTERAKA IZAY LAZAINY HATRANY ny Filoha ANDRY RAJOELINA
Azon’ny rehetra sitrahana sy alaina tsirony tsara ny Plage MIAMI, eny fa na ianareo Mpanohitra ary afaka misitraka tsara

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *