Tiavina Herinalahatra
Bonsoir daholo, re dispo indray lay trano besarety ambodimanga, visite gratuit ihany dia 750.000ar
Ambony ambany dia 5chambre akotran wc sy douche, jiro sy rano mitokana, tsia misy tonkotany fa misy lavarangana assuré hoan zazakely, isakin lahady no misy visite raha anao visite,mo raha andavan andro dia olona hafa no mitondra anareo. Misaotra mialoha daholo
#Tompony_direct