Alerte Giveaway
Andao hilalao ooh
Hizara cadeaux izahay hoan’izay be RÉACTION indrindra
Olona 03 be izao no ahazo loka
¹ Pose Faux ongle avec vernis permanent (déco au choix)
² Boucle d’oreille (au choix)
³ Crédit (au choix)
Ra te ahazo iray amn’io ianao de tsotra ny fandraisan’anjara:
Asio j’aime ny page, inviter des amis (capture obligatoire)
Ataovy ao @commentaire ny capture ary mentionnéo ny namana hanisy réaction
Partageo ao amn mur en mode public sy any anty groupe (5minimum) avec hashtag #Glam’art
Mifarana ny lalao le 12 février 2024 à 18.15
Bisous bisous