Boky version pdf mampianatra momba ny mecanique auto. Izay ahaizanao momba ny fianarana manamboatra fiara rehetra. Na vao hianatra ianao dia ahafehy avokoa momba ny mecanique auto izany , na ef mahay dia samy ahita tombontsoa avoka satria natao mba hanam

Boky
version pdf
mampianatra momba ny mecanique auto.
Izay ahaizanao momba ny fianarana manamboatra fiara rehetra. Na vao hianatra ianao dia ahafehy avokoa momba ny mecanique auto izany , na ef mahay dia samy ahita tombontsoa avoka satria natao mba hanampy fahalalana izy ity.
Ny boky dia natao amin’ny fiteny #MALAGASY ka 156 pejy + Application Mpamaky PDF.
ka ireto avy ny lohahevitra hita sy ampianarina ao anatin’ilay boky :
Ny motera(Essence ,Diesel )
Ny firafitry ny Motera
Ny Culasse
Ny serage sy Deserage Culasse
Ny fomba fametahana Culasse
Ny Fahasimbany Culasse
Ny fomba fanaovana rectification
Ny Rodage Supapa
Ny piston sy Segment
Ny Vilbrequin
Ny Cycle a 4 temps
Ny Calage de distribution
Ny Ny boite de vitesse
Ny Pont
Ny Freinage
Ny Electriciter
Ny Ny alternateur
Ny Demareur
Ny Relais
Ny clignotant
Ny Detresse
Sns….
• Ary mahazo cadeau mecanique moto teny francais (96 pages) koa ianao rehefa maka ity boky ity
Ny fomba azahoana io boky io dia alefa Mp na alefa G-mail.
Prix natao mora , #MP ho an’izay liana.

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?