Salama daholo Izay vita rehetra efa vitanareo commande sur mp daholo ka izao vo misy indray ny savony dingadingana glyceriné Hoan’izay mbola tsy mahafantatra dia ireto avy ny asany: Manasitrana aretin-koditra maro samihafa toy ny farasisa, allergie, laga

Salama daholo
Izay vita rehetra efa vitanareo commande sur mp daholo ka izao vo misy indray ny savony dingadingana glyceriné
Hoan’izay mbola tsy mahafantatra dia ireto avy ny asany:
Manasitrana aretin-koditra maro samihafa toy ny farasisa, allergie, lagaly, aretin’aty (ivelany)
Manala ireo tâche amin’ny vatana sy ireo faritra navelan’ny mony
Manala ireo mangidihidy tsy mety afaka sy fery amin’ny vatana
Manasitrana ireny masaka sy laipana na voapana amin’ny zazakely ireny
Afaka mampiasa azy daholo na zaza vo teraka ary na olon-dehibe
Azo atao savony fandroana fotsiny ihany koa, mahasolo savony Nosy
4000Ar ny vidiny
Manasa anareo hiditra hafatra miafina ary

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?