Zavatra ampiasaina
Tamotamo 1 sotro
Yaourt nature 2 sotro
Citron 1 (raha tsy bé ranony Dia afaka atao 2)
Tantely 1sotro
Fomba fampiasana azy
Afangaro daholo n’y akora rehetra
Atao masque am tarehy(avelao eo 15 a 20min
Kobanina am rano matimaty aveo de arahina rano mangatsika
Mapiasa fiaritra ary oh
Mapadio tarehy io
Afaka hosorana vahona avy eo Mba tsy ho simban’ny masoandro