Cours À Distance BOKY FIANARANA PIANO Mbola tsy mahita rirany mihintsy ve ianao amin’ny fitendrena clavier? Efa nitendry fa manana olana eo amin’ny resaka: -doigté -rythmique (temps,contre temps, rythme binaire, ternaire, …) -famakiana solfa? Natao h

Cours À Distance
BOKY FIANARANA PIANO
Mbola tsy mahita rirany mihintsy ve ianao amin’ny fitendrena clavier? Efa nitendry fa manana olana eo amin’ny resaka:
-doigté
-rythmique (temps,contre temps, rythme binaire, ternaire, …)
-famakiana solfa?
Natao ho anao ity boky ity
Boky fianarana mitendry piano amin’ny alalan’ny #SOLFA
Misy théorie sy éxercice anaovana pratique
Boky imprimé (TSY PDF) + DVD(3) misy fichier video sy pdf
Inona no ao anatin’ilay boky?
Lesona amin’ny teny gasy + fampiharana 236isa
PRIX: 79.000Ar (fixe)
LIVRAISON GRATUIT TANA
Commande sur mp ou 0343668243
Afaka mandefa any amin’ny faritra
Izahay ihanikoa dia manana boky spécial fikotranana doité sy rapidité fotsiny. Itanao ao amin’io lien amin’ny video ambany io ny mombamimban’izay. (Potsero ilay lien dia hoitanao video)

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?