Panera Rado Trano ahofa efitra 1malalaka + cuisine Carreaux ambany rihana misy jiro s rano misy misy parking accés voiture Tonga eo ambaravarana mitsy. 1er plan lalana pavé miala am’ arabe. Toerana : Avaradosoka akaiky ny gar routiere maki . sécurite be

Panera Rado
Trano ahofa efitra 1malalaka + cuisine
Carreaux ambany rihana misy jiro s rano misy misy parking accés voiture
Tonga eo ambaravarana mitsy.
1er plan lalana pavé miala am’ arabe.
Toerana : Avaradosoka akaiky ny gar routiere maki . sécurite be ny tanana
Milalana tsara ny fiarahamonina
Misy wc sy douche vaovao be .
Hofany : 200.000ar na 1.Millions fmg
Ny jiro sy rano hafa. Tsisy caution
Tel : 0339058805 tonga de miantso. Tsy miaraka mipetraka am Topotrano

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?