Send message Seven Création Cadeaux St Valentin GATEAUX sa CADEAUX no homena hoan’i bae Efa nahazo Cadeaux Saint Valentin sa tsia NDAO HILALAO sao mba ianao no tsara vintana ary e, Hizara BENTO CAKE sy COFFRETS MAMIKELY ny Seven Création, Ho sarihina ny T

Send message
Seven Création
Cadeaux St Valentin
GATEAUX sa CADEAUX no homena hoan’i bae
Efa nahazo Cadeaux Saint Valentin sa tsia
NDAO HILALAO sao mba ianao no tsara vintana ary e,
Hizara BENTO CAKE sy COFFRETS MAMIKELY ny Seven Création,
Ho sarihina ny Talata 13 Fev à 20h
Fomba fandraisana anjara
1- Sorato ny safidinao na BENTO CAKE na COFFRETS MAMIKELY (Chocolat – Bonbon – Carte personnalisé, …)
2- Abonné-o ny page
3- Mention-neo ny namanao handray anjara
4- Partageo amin’ny groupe telo misy anao ity publication ity
Ho lamban’akoho anie ny fifankatiavanareo roa

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?