Anao ASTUCE kely tsika POUR VENTRE PLAT, tena mampihena aingana be ZAVATRA ILAINA – rano 8 ny verre ( 8 verre d’eau) -1/2 cocombre -vovona sakamalao 1 sotrokely ( une cuillère de café de gingembre) -voasarimakirana 1 ( 1citron) – ravina solila 12isa (12

Anao ASTUCE kely tsika
POUR VENTRE PLAT, tena mampihena aingana be
ZAVATRA ILAINA
– rano
8 ny verre ( 8 verre d’eau)
-1/2 cocombre
-vovona sakamalao 1 sotrokely ( une cuillère de café de gingembre)
-voasarimakirana
1 ( 1citron)
– ravina solila 12isa (12 feuilles des menthes
FOMBA FIKARAKARANA AZY
Atao anaty tavohangy verre na carfe ny rano
8verre , tetehana boribory ( atao rondelle) ny cocombre
1/2, arotsaka manaraka azy ny vovoka sakamalao, ary alefa ihany koa ny 12 feuilles ana menthe ( solila)
Avela hilona 24h @toerana mangatsika, raha manana frigidaire vo maika mety
Ary manomboka misotro atao 1semaine aloha