• Misy modèle roa disponible ato aminay: Modèle 1 : Camera 4G avec panneau solaire (mampiasa puce téléphone) Modèle 2 : Camera wifi 220 volt CAMERA rotatif double objectif mazava sary Résolution: Vision 2Mp HD – Izay afaka mihodina gauche – droite + haut

• Misy modèle roa disponible ato aminay:
Modèle 1 : Camera 4G avec panneau solaire (mampiasa puce téléphone)
Modèle 2 : Camera wifi 220 volt
CAMERA rotatif double objectif mazava sary Résolution: Vision 2Mp HD – Izay afaka mihodina gauche – droite + haut – bas
Mahita amin’ny maizina (alina) ihany koa
-Afaka manara-maso izay zava-mitranga rehetra ao bureau, magasin, orinasa
-Afaka enreigister na ao anaty carte SD ihany koa ny video rehetra mitranga ao – mahazaka carte SD h@64 Giga
-Misy micro amin’ny camera ka afaka miresaka mivantana amin’ny ao antrano ny olona ety ivelany
-Misy vision nocture mampiasa infrarouge dia mahita amin’ny alina/maizina (VIDEO NOIR ET BLANC)
-Mahazaka orana
-Mety amin’ny androide na I-phone, mampiasa application V380Pro (Afaka telechargena gratuit any amin’ny Appstore/Playstore)
Mp avy hatrany ary raha mahaliana anao
Na afaka miantso ny laharana :
034 10 043 78
032 57 883 38
Manao LIVRAISON Tana ville
Mandefa any amin’ny faritra koa

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?