Daniel Robsona Andrianjoa Mpitendry ve ianao ? Mankafy hira somary tropicale na tia mitendry hira mihetsika ireny ? Natao ho anao ary ity fa araho tsara ! Mahatsapa tsy fahampiana ve ianao @zavatra ataonao rehefa mitendry ? Fantatrao ve fa anisany maha k

Daniel Robsona Andrianjoa
Mpitendry ve ianao ?
Mankafy hira somary tropicale na tia mitendry hira mihetsika ireny ?
Natao ho anao ary ity fa araho tsara !
Mahatsapa tsy fahampiana ve ianao @zavatra ataonao rehefa mitendry ?
Fantatrao ve fa anisany maha kanto ny fitendrena piano @ankapobeny ny filalaovana ny « basse  » tanana havia.
Raha tianao ny hahay hampirindra tsara sy hampihaingo ny fitendrinao indrindra @ireny gadona somary tropicale ireny dia tongava indray ary @mp avy hatrany fa atoroko anao ny zavatra omena anao ao anatin’ny cours vidéos omeko anao.
Atoroko anao ny technique fanaovana « jeu de basse »
Ho anareo tia mitendry hira misy « rythme » rehetra ireny. Aza tara !
Midira mp avy hatrany.
Mirary soa indray ary e !

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?