nosoratan’ny Ntaolo Malagasy Narafitra an-tsoratra ato daholo ny secret notazomin’ireo olona tena mahomby eo @ fiainana sy ifehezany ny olana mianjady aminy: Boky électronique izy io na fichier pdf hoy isika (133pejy+) Fomba hahalalana ny tovovavy mbola v

nosoratan’ny Ntaolo Malagasy
Narafitra an-tsoratra ato daholo ny secret notazomin’ireo olona tena mahomby eo @ fiainana sy ifehezany ny olana mianjady aminy:
Boky électronique izy io na fichier pdf hoy isika (133pejy+)
Fomba hahalalana ny tovovavy mbola virijiny
Metaly sy ny vato manambina anao araky ny volana nahaterahana na araky ny signe astrologique anao
Ny loko manambina anao
Ny toetranao araka ny volana nahaterahanao
Fananana sy fomba ahitana tsindrimandry ny zavatra ho avy
Ny hevitry ny nofinao araky ny zavatra hitanao any (Ohatra:antsy, voankazo, omby,sns….)
Fomba ahalalana na mitoe-jaza na tsia ny vehivavy
Ny fahamombana
Fomba atao mba hamerenana ny volon’ireo olona sola
Ny fomba atao hampitenenana ny vadinao matory eo am-pandriana raha tianao hilaza ny tsiambaratelony aminao izy (NB: Aza entina anararaotina azy fa mety hivadika aminao ny rasa raha minia anao zavatra ratsy aminy ianao, sarobidy ny vady ary tsy kilalao ka mitandrema)
Ny fomba atao ahafantarana fa tokam-po aminao ny vadinao
Ny atodin-goaika sy ny zava-miafiny
Fomba atao raha tianao ho azo ny zavatra irianao
Fanalana ody fitia
Ny zavatra ataonao raha te hisarika tovolahy/tovovavy tinao ianao
Expérience misy rituel mahagaga afaka atao miala an’izao tontolo izao
Mbola misy maro samihafa ankoatra an’ireo fa tsy ho voatanisa daholo
Fehiny, tsy zavatra ratsy ny boky mainty ary tsy mampatahotra fa mila fitandremana fotsiny, fampahafantarana amintsika fotsiny fa misy hery miafina daholo ny zavatra rehetra ary tsy noharian’Andriamanitra amin’ny tsy misy antony fotsiny izao rehetra izao (natiora)… Fampiasa amin’ny zavatra tsara ny boky mainty ary ny tanjona dia mba hanana fahombiazana eo amin’ny fiainana ny olona rehetra…
Mp avy hatrany ho an’izay liana…
VERSION PDF ILAY IZY