Send message Société Spécialiste réparation turbo Bypass Amoronakona is feeling professional. Garage RAM Spécialiste en réparation TURBO eto BY PASS Amoron’Akona Manao ny asa rehetra rehefa mahakasika ny turbo sy manadio ny circulation d’huile sy interco

Send message
Société Spécialiste réparation turbo Bypass Amoronakona is feeling professional.
Garage RAM Spécialiste en réparation TURBO eto BY PASS Amoron’Akona
Manao ny asa rehetra rehefa mahakasika ny turbo sy manadio ny circulation d’huile sy intercooler
Manao ny fiara kely hatramin’ny lehibe indrindra raha sendra ireto olana ireto
Midonaka fotsy be ny fiara (tapaka axe na misy mikorintsana)
Fiara kely aina
Fiara minana menaka
Ny réparation dia misy hisafidianana maro na soloina REPAIR KITS(Bague +Segment) na KIT DE RECHANGE STANDARD COMPLET ( Axe +pale+bague+segment, sns…) na ko CHRA
CHRA :Sprinter X11, X13, X16 cdi, X12, Crafter, Grand starex, Kia pride, Hyundai i30, Hyundai avante, Kia Sorento, Getz 4 cylindre
Afaka mideplace izahay ary ny asa dia misy garantie sous facture avokoa
Antsoy ary ny 0349918395 fa vonona anome fahafahampo anao izay