Lizô MG *Raha tsy miala ao antsainao fa mety ho maty @ fotoana izay tsy ampoizinao ianao * dia hihena ny fanaovanao ny ratsy ary hitombo ny fanaovanao ny tsara Mahatonga olona anankiray manana vola @ milliard.. nefa tsy afaka manao asa Soa na fiantrana

Lizô MG
*Raha tsy miala ao antsainao fa mety ho maty @ fotoana izay tsy ampoizinao ianao
* dia hihena ny fanaovanao ny ratsy ary hitombo ny fanaovanao ny tsara
Mahatonga olona anankiray manana vola @ milliard.. nefa tsy afaka manao asa Soa na fiantrana ireny dia matahotro izy sao de tsy hahampy azy ao anatin’ny taona maromaro ny volany, zany hoe manana espoir hiaina ela izy de hadinony fa mety ho maty androany na rahampitso izy de io no mahatonga ny olona anankiray hakikitra . Sy ho sahy anao Ratsy sy ny Fitaka.
Aoka ho fantatrao fa
Olon kandalo ianao eto an tany
Mercie Mr.Tohary
Lizô MG
aoka tsy ho amin’ny fitiavam-bola ny toe-tsainareo, fa mianina amin’izay anananareo; fa hoy Izy: « Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory »
(Josoa 1:5).