Asa vita (photo réelle) Manomana fanambadiana? Mariage fiançailles ? Amboary mialohan’ny zavatra rehetra ny Peratra satria iny de miaraka aminao fona. Ireto amin’ny sary ireto dia peratra volamena 18k. Afaka manao peratra,kavina ,rojo (tenda,tongotra,ta

Asa vita (photo réelle)
Manomana fanambadiana? Mariage fiançailles ?
Amboary mialohan’ny zavatra rehetra ny Peratra satria iny de miaraka aminao fona.
Ireto amin’ny sary ireto dia peratra volamena 18k.
Afaka manao peratra,kavina ,rojo (tenda,tongotra,tanana) 9k ,16k ,18k ary 24k izahay.
Afaka manao manify indrindra ary ny matevina indrindra. Vidiny mirary ary ny kalitao tena tsara.
Avance 50% à 70% obligatoire.
Manao livraison ary mandefa any amin’ny faritra. Toerana : Behoririka tsena commune,vao miditra de izahay ny box voloha eto. Tongava maro fa ho raisina am-pitiavana ianao tompoko
0348191588/0332191588

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?