Madagascar et son futur Rugby Africa Women’s Cup 2024: Madagasikara 29 – Kenya 22: mpandresy isika. Tsy namela ny ekipantsika niady irery ny Filoha Andry Rajoelina mivady tamin’ity lalao ity fa nanotrona hatramin’ny farany teo Andohatapenaka, androany. Ni

Madagascar et son futur
Rugby Africa Women’s Cup 2024: Madagasikara 29 – Kenya 22: mpandresy isika.
Tsy namela ny ekipantsika niady irery ny Filoha Andry Rajoelina mivady tamin’ity lalao ity fa nanotrona hatramin’ny farany teo Andohatapenaka, androany. Nirary soa ho azy ireo ho lasa amin’ny lavitra indrindra amin’ity 2024 Rugby Africa Women’s Cup ity ny Filoha mivady ary nanalafy ny Filoha fa vonona hatrany hanohana ny fanatanjahantena Malagasy mba ho reharehan’ny firenena.

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?