Plantes medicinales avy any amin’ny faritra atsimo izy io Maro ny soa azo aminy: -Mandevona kystes sy fibrome -manadio kibo hoan’ireo olona afa-jaza, manadio kibo ohany koa hoan’ireo olona avy nanao fanabeazan’aizana -Manafana kibo hoan’ireo mitady zaza

Plantes medicinales avy any amin’ny faritra atsimo izy io
Maro ny soa azo aminy:
-Mandevona kystes sy fibrome
-manadio kibo hoan’ireo olona afa-jaza, manadio kibo ohany koa hoan’ireo olona avy nanao fanabeazan’aizana
-Manafana kibo hoan’ireo mitady zaza mba hampipetraka haingana an’ilay harena kely
Mitsabo ny perte misy fofona, be loatra, mangidihidy
-Mandamina ny cycle irreguliere,
-Mitsabo ny regle douloureuse
-Mampiverina ny fadim-bolana tsy tonga efa ela nefa tsy bevoka
-Mitsabo ny infection urinaire sy ny infection vaginal
Mitsabo ny fery anaty sy ivelany toy ny olona avy nididy
Mitsabo aty
-Mitsabo vavony
-Mitsabo ihany koa ny trompe bouché
-Mampisokatra vavony hoan’ireo malainkomana
Mampahita tory hoan’ireo tsy ampy torimaso loatra
-Mety tsara amin’ny olona mampinono satria tena mampiakatra nono raha tsy dia mahazo loatra
Tsy ny vehivavy ihany nefa no afaka mihinana azy fa manadio ny taovam-pananahan’ny lehilahy ihany koa izy ity ary mitsabo ny aretina azo tamin’ny firaisana ara-nofo
Koa aza misalasala ary miditra hafatra miafina na miantso avy hatrany ny 0344696143

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?