Tsena Ahofa RESAKA GROSSISTE NO TENA METY. . Toerana Anosibe akaikin’ny tetezana mavo . Hofany 5M fmg miady varotra . 32m² no haben’ny tsena , mahatratra 5m² ny vava-tsena . Misy afaka atao dépôt . Misy wc douche mitokana . Misy jiro sy rano sous comp

Tsena Ahofa
RESAKA GROSSISTE NO TENA METY.
. Toerana Anosibe akaikin’ny tetezana mavo
. Hofany 5M fmg miady varotra
. 32m² no haben’ny tsena , mahatratra 5m² ny vava-tsena
. Misy afaka atao dépôt
. Misy wc douche mitokana
. Misy jiro sy rano sous compteur
. Misy parking malalaka afaka anaovana déchargement tsara
. Misy caution 50%. Afaka ifampiresahana ny fandohavana azy
Plus d’infos : 034.99.029.28 Mme Rina
Droit de visite 10.000 ariary
Commission 50%. Mpanera
SARY FANEHOANA