« Tsy mitady tany malemy hanorenam-pangady fa tany mafy hanorenana maharitra ho an’ny ankohonana sy ny taranaka » Eny aminay eny misy tena tsara SUNSHINE D’IMERIKASININA Minitra vitsy miala ny RN2 Aoriana Kelin’ny Havoana Land, 5 mn eo dia mahita ny Te

« Tsy mitady tany malemy hanorenam-pangady fa tany mafy hanorenana maharitra ho an’ny ankohonana sy ny taranaka »
Eny aminay eny misy tena tsara
SUNSHINE D’IMERIKASININA
Minitra vitsy miala ny RN2
Aoriana Kelin’ny Havoana Land, 5 mn eo dia mahita ny Technopet, mivily à droite, dia 500m miala eo.
Mombamomba azy :
– Terrain Accessible
– Prêts à bâtir
– titré borné
– A partir 300m2
– route goudronnée
– eau et électricité sur place
– espace de loisirs
Prix:
– A partir 39 000 000 ar dia arakaraky ny « emplacement » ny vidiny
Misy facilité de paiement
1 148 000ar par mois ( 50% acompte et reste en 17 mois )
1 950 000 par mois ( 30% acompte et reste en 14 mois )
Acte notarié
Contacts: +26138 61 500 43 / +26132 11 642 40
https://maps.app.goo.gl/dVRWH3nTtCKFJ7na9?g_st=ic
Misy visite organisée isaky ny asabotsy @9h
Eo @ havoana land ny rdv