Vakio tsara azafady fa ny zava misy no lazaina ao fa tsy doka fotsiny +13 Fairy Corner Rent Vacation Home Rental Send message Fairy Corner Rent is looking for Amazing Adventures in Ampasipotsy, Antananarivo, Madagascar. Aiza daoly ilay leo fiainana ambony

Vakio tsara azafady fa ny zava misy no lazaina ao fa tsy doka fotsiny
+13
Fairy Corner Rent
Vacation Home Rental
Send message
Fairy Corner Rent is looking for Amazing Adventures in Ampasipotsy, Antananarivo, Madagascar.
Aiza daoly ilay leo fiainana ambony vohitra ka te iaina amin’izany fiainana ambanivohitra zany?
Ity ary misy
bungalow mety aminao.
Am toerana calme, tsy misy rototoro, madio ary securisé
Noho izany maha ambanivohitra azy izany dia misy jiro (panneau solaire) manazava amin’ny alina fa tsy misy jiron’i JIRAMA, misy rano mangatsiaka fa tsy misy rano mafana
tsy misy voninkazo
Ahitana akoho amam-borona sy omby ao anatiny la cours
Misy parking
Afaka mikarakara sakafo ianao ra manana fitaovana (tsy miantoka fitaovana izahay) na koa afaka manao commande sakafo en avance.
Manana ronono pure
izahay. Ary mivarotra akoho velona.
Misy chambre familiale
à partir 80.000ar
Misy chambre couple
35.000ar
Ny nuité nareo tompoko dia tapitra 12h (midi) ny jour manaraka
Tsy manana activité izahay
2 adults sy zaza iray maximum par chambre à 35.000ar.
Ny ahitana anay
Ambatolaona
(2km lalana mandeha Mantasoa) ZAHAY anaty vavahady verte
(1km lac Mantasoa)
(7km ermitage)
Raha mahaliana anao dia manaova reservation en avance
antsoy ny laharana 032 73 560 51 na 038 46 914 92 na 034 13 407 80
Na mandefa message fa hovaliana ampitiavana be

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?