[ « Amortisseur : Savoir quand il faut les changer », « Amortisseur : Comment reconnaitre un problème ? », « Amortisseur : Conseils pour une conduite en sécurité », « Amortisseur : Signes d’usure à surveiller » ]

Famantarana ny fahasimbany.

Sarotra kokoa ny mifehy ny fiara.

Mihena ny Confort :mahatsapa ny fihovitrovitra ny fiara ny mpamily.

Toa simba haingana ny pneus.

Re mitontontontona imbetsaka ny fiara.

Misy menaka mivoaka avy ao anatin’ny amortisseur.

Harafesina ny tige amortisseur

Mi-deforme ny tube amortisseur
Ireo antony ireo ihany koa no mahatonga ny amortisseur hamoaka feo.
Nahoana no mitabataba ny amortisseur vaovao?
Na dia ireo amortisseur vaovao aza dia afaka mikiakiaka raha toa ka simba noho ireo antony voalaza etsy ambony ireo. Mety ho antony iray hafa mety ho noho ny toetry ny lalana alehanao. Arakaraka ny ampiasanao ny lalana efa simba .
Raha misy @ ireo tranga voalaza etsy ambony ny fiaranao ,Dia aza misalasala manantona anay ety Ambohijanaka ILAFY,na miditra hafatra miafina fa vonona hanome fahafa-po anao ny ReparAmorti Mada
#GARANTIE_12MOIS
033 18 024 85

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?