PANIER À MULTIPLES USAGES
Panier en plastique azo hoetina miantsena tsara
Afaka ampiana Zavatra any @ boutique, ampiana kojakoja majinika ao antrano koa anefa
Afaka atao fitoerana légumes, Voankazo ao andakozia ……
Afaka atao fitoerana kilalao korontana ao antrano Ihany koa
Mety atao bac à linge
Mora hoetina tsy manahirana matanjaka tsara Qualité tsara ( plastique matevina)
Prix : 37000Ar
Manao Livraison izahay
Mandefa colis any amin’ny Province
Contact : 038 49 347 33