Chaise Velour Tonga Dia : Prix Latsaka!

Chaise première vague tonga dia prix mbola latsaka nohon’ny noresahantsika omaly. Efa misy hiomanana ho amin’ny trano vaovao ho vita.
Qualité validée à 100%
Velour doux
Pied en acier très rigide
Prix de lancement be mihintsy :
Référence : Velour noir CVN001 / Velour vert CVV002
133.000Ar en un seul paiement (100% acompte)
149.000Ar en deux paiements (50% acompte, 50% à l’arrivée)
Satisfait ou remboursé hatrany
Arrivée à Mada dans 59jours
Afaka maka 1pièce, 4pièces, 6pièces, … izay tianao mihintsy
Afaka manao acompte en magasin Ivandry Alarobia Tamboho Mavo ampitan’ny CENI.
Afaka manao acompte par mobilemoney.
Mahazo facture QSR mihintsy rehefa manao acompte.
Afaka alefa amin’ny faritra hatrany rehefa tonga ny entana.
038 44 425 00
Sary misimisy ao amin’ny commentaire.

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?