Efa misy trano azo hipetrahana ( varavarana hazo matevina sy vaovao be) efitra 2 + lakozia, véranda + panneau solaire+ trano lavalava fasiana entana na hiompiana. Madio sy en très bon état daholo. Tanety be mahavokatra vary, katsaka, tsaramaso, voanjobor

Efa misy trano azo hipetrahana ( varavarana hazo matevina sy vaovao be) efitra 2 + lakozia, véranda + panneau solaire+ trano lavalava fasiana entana na hiompiana.
Madio sy en très bon état daholo.
Tanety be mahavokatra vary, katsaka, tsaramaso, voanjobory sns.. misy lohasaha amina hectare hanaovana légumes sy vary, saonjo, ny rano tsy mety ritra. Efa misy dobotrondro 5. Mbola Afaka hanaovana pisciculture 10 isa en plus. Efa aminarivony ny zanakazo novolena fruitiers, plantes médicales sy kininina. Misy loharano maro tsy ritra mihitsy na ririnina ary.
Misy biriky 40 000 isa vao vita eo aminy hanaovana ze ilaina. Misy tany azo hanaovana biriky sur place.
Ianao sisa no andrasana.
Toerana: RN4 route de Majunga, entre Sampanana Fihaonana sy sampanana Mahavelona. 40min miala an i Talatamaty. Papier karantany. Izaho irery no tompony.
Prix: 7000ar/m2
Mp raha mahaliana anao.
+7

Parlez-nous tout de suite
Bonjour 👋 que cherchez-vous aujourd\'hui ?