CREME DE RIZ et COLLAGENE : Tena mety tsara ho an’ireo izay efa zokinjokiny sy ho an’ireo te hisoroka ny fahanteran’ny hodi-tava aloha loatra.
Crème tena bé protéine izy ity izay tena mikolokolo ny hodi-tava mba tsy hikentrona sy hisy rides.
Manala rides sy ny kentrona tena haingana be ary manatanora ny endrika.
Manalanala sy misoroka ny fipoitran’ny rides aloha loatra .
Mikolokolo ny tarehy mba ho tanora lalandava ( tena mety tsara ho an’ireo izay efa nahazohazo taona)
Mampihenjana tsara ny hodi-tava ary mampikatona maso-koditra.
Manadio ary manazava endrika ao anatin’ny fotoana fohy.
Mety am karazan-koditra rehetra ary tsisy effet secondaire , Natoraly ary tena mandaitra 100%
Midira mp avy hatrany ary rah mahaliana anao fa tsisy manaiky ho rodana izany eo .