aiza indray no ahita otrizany ?
Maro be no nanotany ilay resaka facilité de paiement jusqu’à 36 mois iny oe tena misy ve ? Eny tompoko tena misy
Tsisy premier dépôt le izy 0 ar
Firaraha miasa miaraka @ Banque Accès banque ilay izy izany oe zareo no manao traitement any ilay dossier tompoko
Rehefa validé ny banque ny dossier anao dia efa azonao ny fiara (afaka 1 androany dia efa mahazo valiny)
Mila manantona mivantana mijery izahay fiara mety aminao.
Ireto avy ary ny fiara disponible sy prix ra 36 mois marihako fa mbola tsy ao anatiny ny intérêt any banque
AccèsBanque x TaiwanCars
Up to 36 mois
O% : Deposit
36 mois
Mazda 3 Barbie : 833.000 ar par mois
Camry 6 pink : 1.250.000ar par mois
S5 : 1,199.000ar par mois
Mitsubishi Fortis : 1.369.000 ar par mois
Camry 7 : 1.499.000ar par mois
Nissan Teana : 1.499.000 ar par mois
Wish 2.0 ,7place : 1.599.000ar par mois
Luxgen M7 , 7place : 1.599.000ar par mois
BMW 5 series :2.500.000ar par mois
“ ne pas inclure les intérêts bancaires “
Hoany ireo Izay te hisehatra tolotra fividianana Fiara aloha tsikelikely na hoe payement à crédit Dia ireto avy no ireo antota taratasy ilaina :
***** Salarié
– Copie CIN (1 )
– Certificat de résidence ( 1 )
– Attestation de travail ( 1 )
– Fiche de paie 3 derniers mois
– Photo 4*4 ( 1 )
****** Non Salarié
– Copie CIN ( 1 )
– Certificat de résidence ( 1 )
– NIF , STAT , RCS
– Na Certification d’occupation
– Photo 4*4 ( 1 )
**** Tuteur na Mpiantoka
– Copie CIN ( 1 )
– certificat de résidence ( 1 )
– Photo 4*4 ( 1 )
NB : Tsy maintsy vady na iray tampoho na ray aman dreny ny mpiantoka
Lieu : TaiwanCars Anosizato show room
l’enceinte Santilo Anosizato (Leader Price)
0342973689 Tiavina
0384488666
Misy WhatsApp
+2
$30
· ANTANANARIVO
facilité de paiment jusqu’à 36 pour plus d’info 0342973689 misy Whatsapp
Message