Ity zava-maniry ity dia mamono microbe, @ nify maloto , ilay misy maintimainty kely ireny , tsy mifidy fa na dia lavaka be aza. Ampangotrahana fotsiny izy dia avela matimaty ny rano dia koseho amin’izay hitiavanao azy ny ilay nify. (Kosehina @ dentifric

Ity zava-maniry ity dia mamono microbe, @ nify maloto
, ilay misy maintimainty kely ireny
, tsy mifidy fa na dia lavaka be aza.
Ampangotrahana fotsiny izy dia avela matimaty ny rano dia koseho amin’izay hitiavanao azy ny ilay nify. (Kosehina @ dentifrice). Azo averimberina matetika io. Le ranona Jean Robert teo no rano ampesaina