Ity zava-maniry ity dia mamono microbe, @ nify maloto , ilay misy maintimainty kely ireny ,…
Auteur/autrice : Tiavina La Queen
ANANDRANO no ilaina eto ka zao no atao: Alaina ny anandrano fehi-tanana1,sasana tsara dia totoina halemy(anaty laona sy fanoto)tsy asiana rano fa mitera-drano ho azy Ahosotra fihazana @hodi-doha sy ny volo miaraka ary fonosina 1ora-2ora
ANANDRANO no ilaina eto ka zao no atao: Alaina ny anandrano fehi-tanana1,sasana tsara dia totoina halemy(anaty…